|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy hita noanoa |
| Singan-teny | 2tsy, 3hita, 4noanoa |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7[tsy hita, not seen.] very deep..
[1.2] 8bottomless (of a chasm). [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9sans fond, très profond.
[1.8] |
| Ohatra |
10 Teti-karena tsy hita noanoa no voababony.
[2.895]
11 tsy hita noanoa ny fahavoazana tao an-tanàna; [4.27] 12 Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. [2.472] |
| Tovy hevitra | 13tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|